jdwood_plt_isa_text_ulb/26/01.txt

1 line
276 B
Plaintext

\v 1 Amin'izany andro izany ity hira ity no hiraina any amin'ny tanin'ny Joda: Manana tanàna mafy izahay; Andriamanitra efa nanao ny famonjena ho rindrin'izany sy tovon-tany fiarovany. \v 2 Voahy ny vavahady, mba ahafahan'ny firenena marina izay mihazona finoana miditra ao.