jdwood_plt_isa_text_ulb/25/09.txt

1 line
392 B
Plaintext

\v 9 Ary holazaina amin'izany andro izany hoe: "Indro, ity no Andriamanintsika; efa niandry azy isika, ary izy hamonjy antsika. Izy no Yaveh, efa niandry azy isika, hifaly sy hiravo ny amin'ny famonjeny isika." \v 10 Fa eto amin'ity tendrombohitra ity no hitsaharan'ny tanan'i Yaveh; ary Moaba ho voahitsakitsaka amin'ny toerany, na dia voahitsakitsaka ao an-davaka feno zezika aza ny maloto.