jdwood_plt_isa_text_ulb/25/04.txt

1 line
433 B
Plaintext

\v 4 Fa fitoerana fiarovana ho an'ny olona mahantra ianao, fialofana ho an'izay ory ao amin'ny fahoriany_fialofana amin'ny tafio-drivotra sy alokaloka amin'ny hafanana. Raha toy ny tafio-drivotra hanohitra ny rindrina ny fofonain'ireo masiaka, \v 5 ary toy ny hafanana amin'ny tany maina, no nandresenao ny tabataban'ireo vahiny , tahaka ny haresen'ny aloky ny rahona ny hafanana dia toy izany koa no hamaliana ny hiran'ireo masiaka.