jdwood_plt_isa_text_ulb/22/10.txt

1 line
290 B
Plaintext

\v 10 Nanisa ny ankohonan'i Jerosalema ianareo, ary nandrodana ireo trano mba hanamafisana ny mànda. \v 11 Namboatra fitahirizana teo anelanelan'ireo mànda roa ianareo ho an'ny ranon'ny dobo tranainy. Fa tsy mba nihevitra ny mpamorona ny tanàna ianareo, izay nanomana izany hatry ny ela.