jdwood_plt_isa_text_ulb/21/08.txt

1 line
565 B
Plaintext

\v 8 Nitaraina ilay lehilahy mpiambina hoe: [Fanamarihana: Raha tokony hoe "Niantso mafy izy" dia ny sasany amin'ireo dika-teny taloha manao hoe: "Nisy liona niantso mafy"] "Ry Tompo, teo amin'ny tilikambo fihambenana aho dia nijoro nandritry ny iray andro tontolo, isan'andro, ary teo amin'ny toeram-pitiliko no nijoroko nandritry ny alina manontolo." \v 9 Indro tamy ny kalesy iray miaraka amin'ny lehilahy iray sy mpitaingin-tsovaly roa. Niantso mafy izy nanao hoe: "Efa rava Babylona, rava, ary ireo sary vongan'ny andriamaniny rehetra dia potika amin'ny tany."