jdwood_plt_isa_text_ulb/07/20.txt

1 line
460 B
Plaintext

\v 20 Amin'izany fotoana izany ny Tompo dia hanaratra amin'ny hareza nofaina tany amoron'ny Onin'i Eofrata—ilay mpanjakan'i Asyria—ny loha sy ny volon-tongotra; hanala ireo volom-bava ihany koa izany. \v 21 Amin'izany andro izany, dia hiompy ombivavy kely sy ondry roa ny olona, \v 22 ary nohon'ny habetsaky ny ronono izay homen'izy ireo, dia hihinana rononomandry izy, satria ny olona rehetra tavela eo amin'ilay tany dia hihinana rononomandry sy tantely.