jdwood_plt_isa_text_ulb/07/01.txt

1 line
603 B
Plaintext

\c 7 \v 1 Tamin'ny andron'i Ahaza zanaka lahin'i Jotama zanaka lahin'i Ozia, mpanjakan'i joda, dia niakatra nankany Jerosalema i Rezina mpanjakan'i Syria, sy Pelza zanaka lahin'i Remalia, mpanjakan'Israely mba hanangana ady amin'izany, fa tsy nandresy izany izy ireo. \v 2 Notaterina tany amin'ny fianakavian'i Davida fa niaraka tamin'ny Efraima ny Syriana. Nangovitra ny fony, sy ny fon'ny vahoakany, toy ireo hazo any an'ala ahozongozon'ny rivotra. [Fanamarihana: Raha tokony ho: "...fa niaraka tamin'ny Efraima ny Syriana", ny dikan-teny sasany dia manao hoe: "... fa nitoby tao Efraima ny Syriana."]