jdwood_plt_isa_text_ulb/06/11.txt

1 line
264 B
Plaintext

\v 11 Dia hoy aho hoe: "Ry Tompo, mandra-pahoviana?" Namaly Izy hoe: "Mandra-pahafoana ireo tanàna ka tsy hisy mponina, ary ireo trano tsy hisy olona, ary ny tany ho lao, \v 12 ary mandra-pandefasan'i Yaveh lavitra an'ireo vahoaka, ka ho manirery tokoa ilay tany.