jdwood_plt_isa_text_ulb/03/18.txt

1 line
312 B
Plaintext

\v 18 Amin'izany andro izany dia hanala ireo firavaky ny ranjo tsara tarehiny, ireo fehilohany, ireo fihaingona sari-volana, \v 19 ireo kavina, ireo rojon-tanana, sy ireo voaly; \v 20 ireo saron-doha, ireo rojon-kitro, ireo fehin-kibo, sy ireo vata fasiana ranomanitra, ary ireo ravaka mitondra vintana ny Tompo.