jdwood_plt_isa_text_ulb/03/13.txt

1 line
392 B
Plaintext

\v 13 Mitsangana nohon'ny fiampangana Yaveh, mitsangana hiampanga ny olona Izy. \v 14 Ho avy amin'ny fitsarana hanohitra ireo loholon'ny olony sy ireo mpitariny Izy hoe: "Namotika ny tanim-boaloboka ianareo; ao an-tranonareo izay voaroba avy tamin'ny mahantra. \v 15 Nahoana ianareo no manorotoro ny oloko ary manosiosy ny tavan'ny mahantra?" Izany no fanambaran'i Tompo Yaveh tompon'ny maro.