jdwood_plt_isa_text_ulb/03/10.txt

1 line
375 B
Plaintext

\v 10 Lazao ny olo-marina fa tsy haninona, fa hihinana ny vokatry ny asany izy ireo. \v 11 Loza ho an'ny ratsy fanahy! Fa ho rasty ny hanjo azy, fa ny valin'ny asan'ny tanany no hatao aminy. \v 12 Ry oloko—ankizy no mpampahory azy ireo, ary vehivavy no manjaka eo aminy. Ry oloko, ireo izay mitarika anareo dia mamily lalana anareo ary mampisafotofoto ny lalan-kizoranareo.