\v 17 Indro, mamporisika ireo Mediana mba hanafika azy ireo Aho, izay tsy ho voakasiky ny volafotsy, na hankamamy ny volamena.\v 18 Ny tsipìkan'izy ireo handefona ireo zatovony. Tsy hanana antra amin'ny zaza sy tsy hamindra fo amin'ny ankizy izy ireo.