\v 3 Izy dia tsinontsinoavana ary lavin'ny olona, olon'ny alahelo, ary zatra fahoriana. Tahaka ilay iray izay hanafenan'ny olona ny tavany, natao tsinontsinona izy, ary ataontsika tahaka ny tsy misy dikany.