\v 6 Isika rehetra dia tahaka ny ondry izay nandeha tamin'ny lalan-diso; samy nandeha tamin'ny lalany avy isika; ary Yaveh nametraka taminy ny fahotantsika rehetra.