\v 5 Fa nolefonina noho ireo asa fikomiantsika izy; potika noho ireo otantsika. Ny sazin'ny fiadanantsika dia teo aminy, ary tamin'ireo ratrany no nahasitrana antsika.