\v 13 Izany no teny izay notenenin'i Yaveh mahakasika an'i Moaba teo aloha. \v 14 Miteny indray Yaveh hoe: "Na dia eo aza ireo vahoakany marobe, dia hanjavona ny voninahitr'i Moaba; ho vitsy ireo sisa tavela ary tsy hisy dikany."