\v 1 Ry Yaveh, Andriamanitro ianao; hanandratra anao Aho, hidera ny anaranao Aho; fa efa nanao zava-mahagaga ianao, zavatra efa nomanina ela,am-pahatokisana tanteraka. \v 2 Fa efa nataona ho korotam-bato ny tanàna, ary ny tanàna voaro mafy, ho faharavana, ary ny fiarovana mafy ireo vahiny tsy ho tanàna. \v 3 Ka dia hanome voninahitra anao ireo olona mahery; hatahotra anao ny tanànan'ny ireo firenena feno herisetra.