\v 4 Aoka ho menatra, ry Sidona; fa efa niteny ny ranomasina, dia ilay mahery amin'ny ranomasina. Hoy izy: "Tsy mbola nihetsi-jaza aho na niteraka, na nanangana zatovolahy na nitaiza zatovovavy.'' \v 5 Ka rehefa tonga any Egypta ny tatitra, dia halahelo mahakasika an'i Tyro izy ireo.