\c 11 \v 1 Hisy sampany hitsimoka avy amin'ny fototr'i Jese, ary hisy rantsana avy amin'ny fakany hitondra voany. \v 2 Hitoetra ao aminy ny Fanahin'i Yaveh, ilay fanahin'ny fahendrena sy fahazavan-tsaina, ilay fanahin'ny fampianarana sy hery, ilay fanahin'ny fahalalana sy tahotra an'i Yaveh.