Thu Apr 11 2019 14:47:49 GMT+0300 (Russie TZ 2)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-04-11 14:47:49 +03:00
parent 1464d63e3c
commit fd07f94ab8
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 22 \v 23 Fa na ny olonao aza, ry Israely, dia tahaka ny tora-pasika eny amoron-dranomasina, izay sisa tavela amin'izy ireo ihany no hiverina. Natao lalàna ny faharavana, araka ny fangatahana manafotra ny fahamarinana. Fa i Yaveh Tompo tompon'ny maro dia eo an-dalam-pitondrana ny faharavana izay atao ami
\v 22 \v 23 Fa na ny olonao aza, ry Israely, dia tahaka ny tora-pasika eny amoron-dranomasina, izay sisa tavela amin'izy ireo ihany no hiverina. Natao lalàna ny faharavana, araka ny fangatahana manafotra ny fahamarinana. Fa i Yaveh Tompo tompon'ny maro dia eo an-dalam-pitondrana ny faharavana izay atao manerana ny tany.

1
10/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 \v 25 Noho izany i Yaveh Tompo tompon'ny maro milaza hoe: "Ry vahoakako izay mipetraka ao Ziona, aza matahotra ireo Asyriana."