auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD005 2019-04-13 07:57:42 -04:00 committed by root
parent fbe8363960
commit f84c2563be
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 6 Eto amin'ity tendrombohitra ity no hanaovan'i Yaveh Tompon'ny maro fanasana amin'ireo zavatra matavy ho an'ny vahoaka rehetra, amin'ny divay maro karazany, amin'ny laoka be tsoka, fanasana amin'ny divay efa niotrika ela. \v 7 Horavaina eto amin'ity tendrombohitra ity ny mandrakotra eo amin'ny vahoaka rehetra, ny tranokala tenona eo amin'ny manerana ny firenena rehetra. \v 8 Hofoanany tsy hisy mandrakizay ny fahafatesana, ary Yaveh Tompo hamafa ny ranomaso amin'ireo tava rehetra, hoesorina amin'ny tany rehetra ny fahafaham-barakan'ny olony, fa Yaveh no efa niteny izany.
\v 6 Eto amin'ity tendrombohitra ity no hanaovan'i Yaveh Tompon'ny maro fanasana amin'ireo zavatra matavy, amin'ny divay maro karazany, amin'ny laoka be tsoka, fanasana amin'ny divay efa niotrika ela ho an'ny vahoaka rehetra. \v 7 Horavaina eto amin'ity tendrombohitra ity ny fandrakofana eo amin'ny vahoaka rehetra, ny tranokala tenona eo amin'ny firenena rehetra. \v 8 Hateliny mandrakizay ny fahafatesana, ary Yaveh Tompo hamafa ny ranomaso amin'ireo tava rehetra, hoesorina amin'ny tany rehetra ny fahafaham-barakan'ny olony, fa Yaveh no efa niteny izany.

View File

@ -1 +1 @@
{"project":{"id":"isa","name":""},"type":{"id":"text","name":"Text"},"generator":{"name":"ts-android","build":176},"package_version":7,"target_language":{"name":"Plateau Malagasy","direction":"ltr","anglicized_name":"Malagasy, Plateau","region":"Africa","is_gateway_language":false,"id":"plt"},"format":"usfm","resource":{"id":"reg"},"translators":["PLT-MAD005"],"source_translations":[{"language_id":"en","resource_id":"ulb","checking_level":"3","date_modified":20170329,"version":"9"}],"finished_chunks":["18-title","25-title","25-09","25-11","35-title","35-01","35-03","35-05","35-08","35-10","63-title","48-title","48-01","48-03","48-06","48-08","48-09","48-12","48-14","48-16","48-17","48-19","48-20","48-21","63-01","63-03","63-05","63-07","63-09","63-10","63-11","63-12","63-14","63-15","63-17","63-18","18-01","18-03","18-04","18-06","25-01","25-04"]}
{"project":{"id":"isa","name":""},"type":{"id":"text","name":"Text"},"generator":{"name":"ts-android","build":176},"package_version":7,"target_language":{"name":"Plateau Malagasy","direction":"ltr","anglicized_name":"Malagasy, Plateau","region":"Africa","is_gateway_language":false,"id":"plt"},"format":"usfm","resource":{"id":"reg"},"translators":["PLT-MAD005"],"source_translations":[{"language_id":"en","resource_id":"ulb","checking_level":"3","date_modified":20170329,"version":"9"}],"finished_chunks":["18-title","25-title","25-09","25-11","35-title","35-01","35-03","35-05","35-08","35-10","63-title","48-title","48-01","48-03","48-06","48-08","48-09","48-12","48-14","48-16","48-17","48-19","48-20","48-21","63-01","63-03","63-05","63-07","63-09","63-10","63-11","63-12","63-14","63-15","63-17","63-18","18-01","18-03","18-04","18-06","25-01","25-04","25-06"]}