auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-04-13 06:07:51 +08:00 committed by root
parent f74f84ceb3
commit ea4d55d5a8
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 \v 11 \v 12 Tonga tany karakaina ireo tanànanao masina; tonga tany karakaina i Ziona, lao i Jerosalema. Ny tempolinay masina sy tsara, izay nideran'ny razanay Anao, dia rava tamin'ny afo, ary ireo rehetra izay maminay dia rava. Ahoana no mbola hitazananao fotsiny, ry Yaveh? Ahoana no hitazomanao fahanginana ka hanohizanao hampahamenatra anay?"
\v 10 \v 12 Tonga tany karakaina ireo tanànanao masina; tonga tany karakaina i Ziona, lao i Jerosalema. \v 11 Ny tempolinay masina sy tsara, izay nideran'ny razanay Anao, dia rava tamin'ny afo, ary ireo rehetra izay maminay dia niongana. Ahoana no mbola hitazananao fotsiny, ry Yaveh? Ahoana no hitazomanao fahanginana ka hanohizanao hampahamenatra anay?"