Fri Apr 12 2019 19:20:50 GMT+0300 (FLE (heure d’été))

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-04-12 19:20:50 +03:00
parent 1636c03da7
commit e9f11efc7d
3 changed files with 4 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\c 28 \v 1 \v 2 Lozan'ny satro-boninahitra izay reharehan'ireo mpimamo ao Efraima, sy ny voninkazo malazon'ny hatsarany be voninahitra, ilay satro-boninahitra izay apetraka eo an-dohan'ny lohasaha maitso mavan'ireo izay resin'ny divay! Indro, ny Tompo dia mandefa iray izay lehibe sy matanjaka; toy ny tafio-drovotr'avandra sy tafio-drivotra mandrava, toy ny orana mitarika sy rano manafotra; ary hanipy ny satro-boninahitra tsirairay ho amin'ny tany Izy.
\c 28 \v 1 Lozan'ny satro-boninahitra voninkazo izay reharehan'ireo mpimamo ao Efraima, sy ny voninkazo malazon'ny hatsarany be voninahitra, ilay satro-boninahitra izay apetraka eo an-dohan'ny lohasaha maitso mavan'ireo izay resin'ny divay! \v 2 Indro, ny Tompo dia mandefa iray izay lehibe sy matanjaka; toy ny tafio-drivotr'avandra sy tafio-drivotra mandrava, toy ny orana mitarika sy rano manafotra; ary hanipy ny satro-boninahitra tsirairay ho amin'ny tany Izy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 4 Ho hitsakitsahina ambany tongotra ny voninkazo reharehan'ireo mpimamon'i Efraima. Ny voninkazo malazon'ny hatsarany be voninahitra, izay eo an-dohan'ilay lohasaha lonaka, dia ho toy ny aviavy mialin-taona alohan'ny fahavaratra, izay, rehefa hitan'ny olona izany, raha eo an-tanany izany, dia arapany.
\v 3 Ho hitsakitsahina ambany tongotra ny voninkazo reharehan'ireo mpimamon'i Efraima. \v 4 Ny voninkazo malazon'ny hatsarany be voninahitra, izay eo an-dohan'ilay lohasaha lonaka, dia ho toy ny aviavy mialin-taona alohan'ny fahavaratra, izay, rehefa hitan'ny olona izany, raha eo an-tanany izany, dia arapany.

View File

@ -56,6 +56,8 @@
"11-12",
"11-14",
"11-16",
"28-title",
"28-05",
"28-09",
"28-11",
"28-14",