Sat Apr 13 2019 17:24:42 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-04-13 17:24:43 +03:00
parent 937575c9e3
commit e8acb1f465
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 21 Omany ho an'ireo zanany ny famonoanao, ho an'ny helok'ireo razambeny, mba tsy hitsangana izy ireo ka haka ny tany ary hameno izao tontolo izao amin'ireo tanàna. \v 22 ''Hitsangana hanohitra azy ireo Aho''—izany no fanambaran'i Yaveh Tompon'ny maro. Ho foanako hiala amin'i Babylona ny anarana, ny taranaka, ary ny harena''—izany no fanambaran'i Yaveh. \v 23 ''Hataoko ho ao amin'ny fananan'ireo vorondolo izy, sy ao amin'ireo dobon-drano, ary hofafako amin'ny kifafan'ny fandringanana izy''—izany no fanambaran'i Yaveh Tompon'ny maro.
\v 21 Omany ho an'ireo zanany ny famonoanao, ho an'ny helok'ireo razambeny, mba tsy hitsangana izy ireo ka haka ny tany ary hameno izao tontolo izao amin'ireo tanàna. \v 22 ''Hitsangana hanohitra azy ireo Aho''—izany no fanambaran'i Yaveh Tompon'ny maro. Ho foanako hiala amin'i Babylona ny anarana, ny taranaka, ary ny harena''—izany no fanambaran'i Yaveh. \v 23 ''Hataoko ho ao amin'ny fananan'ireo vorondolo ihany koa izy, sy ao amin'ireo dobon-drano, ary hofafako amin'ny kifafan'ny fandringanana izy''—izany no fanambaran'i Yaveh Tompon'ny maro.