Mon Apr 15 2019 12:31:15 GMT+0300 (FLE (heure d’été))

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-04-15 12:31:15 +03:00
parent 5ad5fd19ad
commit e469d5d288
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 Amin'izany andro izany Yaveh tompon'ny maro dia ho lasa satro-boninahitra tsara tarehy sy diadema tsara tarehy ho an'ny sisan'ny vahoakany, \v 6 fanahy fitsaràna ho azy izay mipetraka amin'ny fitsàrana, ary hery ho an'ireo izay mampiverina ireo fahavalony eo am-bavahadin'izy ireo.
\v 5 Amin'izany andro izany Yaveh tompon'ny maro dia ho lasa satro-boninahitra tsara tarehy sy diademan'ny hatsaràna ho an'ireo sisa tavela amin'ny vahoakany, \v 6 fanahin'ny rariny ho azy izay mipetraka amin'ny fitsàrana, ary hery ho an'ireo izay mampiverina ireo fahavalony eo am-bavahadin'izy ireo.