Thu Apr 11 2019 18:05:21 GMT+0300 (Russie TZ 2)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-04-11 18:05:21 +03:00
parent be92fac171
commit e3cd57b02e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 \v 5 \v 6 Ireo kely fisainana dia hihevitra tsara amin'ny fahazavan-tsaina, ary ireo mibadabada dia hahay hiteny mahitsy tsara. Ny adala dia tsy ho antsoina intsony hoe mendrika, na ny mpamitaka ho antsoina hoe . Fa ny adala dia hiteny fahadalana, ary ny fony dia hanao teti-dratsy sy hanao asa miatsaravelatsihy, ary hiteny diso hanohitra an'i Yaveh izy. Hampanoana ireo noana izy, ary hahatonga ireo mangetaheta tsy hanana zavatra hosotroina.
\v 4 Ireo kely fisainana dia hihevitra tsara amin'ny fahazavan-tsaina, ary ireo mibadabada dia hahay hiteny mahitsy tsara. \v 5 Ny adala dia tsy ho antsoina intsony hoe mendrika, na ny mpamitaka ho hajaina. \v 6 Fa ny adala dia hiteny fahadalana, ary ny fony dia hanao teti-dratsy sy hanao asa miatsaravelatsihy, ary hiteny diso hanohitra an'i Yaveh izy. Hampanoana ireo noana izy, ary hahatonga ireo mangetaheta tsy hanana zavatra hosotroina.