diff --git a/37/03.txt b/37/03.txt index 2ff7e058..a1143d81 100644 --- a/37/03.txt +++ b/37/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 Hoy izy ireo taminy: "Hoy i Hezekia hoe: 'Igty andro ity dia andron'ny fahoriana, fibedesana, ary fanalam-baraka, tahaka ny zaza vao efa ho teraka, nefa ny reniny dia tsy manana hery hiterahana ny zanany.\v 4 Mety ho ren'i Yaveh, Andriamanitrao ihany ireo tenin'ny lehiben'ny mpifehy, izay nirahin'ny mpanjaka an'i Asyria mba hihantsy an'Andriamanitra velona, ka hiteny mafy ireo teny izay ren'i Yaveh Andriamanitrao. Ankehitriny dia asandrato ho an'izay mbola tavela any ny vavakao."' \ No newline at end of file +\v 3 Hoy izy ireo taminy: "Hoy i Hezekia hoe: 'Ity andro ity dia andron'ny fahoriana, fibedesana, ary fanalam-baraka, tahaka ny zaza efa ho teraka, nefa ny reniny dia tsy manana hery hiterahana ny zanany.\v 4 Mety ho ren'i Yaveh Andriamanitrao ihany ireo tenin'ny lehiben'ny mpifehy, izay nirahin'ny mpanjakan'i Asyria mba hihantsy an'Andriamanitra velona, ka hiteny mafy ireo teny izay ren'i Yaveh Andriamanitrao. Ankehitriny dia asandrato ho an'izay mbola tavela eto ny vavakao."' \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index d831764f..b1e2f01a 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -1 +1 @@ -{"project":{"id":"isa","name":""},"type":{"id":"text","name":"Text"},"generator":{"name":"ts-android","build":176},"package_version":7,"target_language":{"name":"Plateau Malagasy","direction":"ltr","anglicized_name":"Malagasy, Plateau","region":"Africa","is_gateway_language":false,"id":"plt"},"format":"usfm","resource":{"id":"reg"},"translators":["Plt-Mad004"],"source_translations":[{"language_id":"en","resource_id":"ulb","checking_level":"3","date_modified":20170329,"version":"9"}],"finished_chunks":["37-05","37-08","37-11","37-14","37-17","37-19","37-21","37-24","37-26","37-28","37-30","37-31","37-35","37-38","37-36","37-title","37-01"]} \ No newline at end of file +{"project":{"id":"isa","name":""},"type":{"id":"text","name":"Text"},"generator":{"name":"ts-android","build":176},"package_version":7,"target_language":{"name":"Plateau Malagasy","direction":"ltr","anglicized_name":"Malagasy, Plateau","region":"Africa","is_gateway_language":false,"id":"plt"},"format":"usfm","resource":{"id":"reg"},"translators":["Plt-Mad004"],"source_translations":[{"language_id":"en","resource_id":"ulb","checking_level":"3","date_modified":20170329,"version":"9"}],"finished_chunks":["37-05","37-08","37-11","37-14","37-17","37-19","37-21","37-24","37-26","37-28","37-30","37-31","37-35","37-38","37-36","37-title","37-01","37-03"]} \ No newline at end of file