Sat Apr 13 2019 17:33:30 GMT+0300 (Russie TZ 2)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-04-13 17:33:31 +03:00
parent b60a3e6c08
commit e27e44d5a7
3 changed files with 2 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 30 Mikiakiaha mafy, ry zanaka vavin'i Galima! Aoka ho liana, ry Laisy! Indrisy ry Anatota mahantra. \v 31 Mandositra i Madmena, ary ireo mponin'i Gebima dia mihazakazaka ho amin'ny fiarovana. \v 32 Amin'io andro io mihitsy no hijanona ao Noba izy ka hanozongozona ny totohondriny any an-tendrombohitry ny zanaka vavin'i Ziona, ilay havoan'i Jerosalema.
\v 30 Mikiakiaha mafy, ry zanaka vavin'i Galima! Aoka ho liana, ry Laisy! Indrisy ry Anatota mahantra. \v 31 Mandositra i Madmena, ary ireo mponin'i Gebima dia mihazakazaka ho amin'ny fiarovana. \v 32 Amin'io andro io mihitsy no hijanona ao Noba izy ka hamokona ny totohondriny any an-tendrombohitry ny zanaka vavin'i Ziona, ilay havoan'i Jerosalema.

View File

@ -1 +1 @@
\v 33 Indro, Yaveh Tompo tompon'ny maro hampianjera ny sampana amin'ny fianjerana mahatsiravina; ireo hazo lava indrindra dia hotapahana, ary izay avo dia hafohezina. \v 34 Hamaky ireo matevina indrindra amin'ny ala amin'ny famaky izy, ary i Libanona dia hianjera amin'ny fiandrianany.
\v 33 Indro, ilay Yaveh Tompo tompon'ny maro hampianjera ny sampana amin'ny fianjerana mahatsiravina; ireo hazo lava indrindra dia hotapahana, ary izay avo dia hafohezina. \v 34 Hamaky ireo matevina indrindra amin'ny ala amin'ny famaky izy, ary i Libanona dia hianjera amin'ny fiandrianany.

View File

@ -52,7 +52,6 @@
"10-26",
"10-28",
"10-30",
"10-33",
"32-title",
"32-01",
"32-04",