Thu Apr 11 2019 15:35:49 GMT+0300 (Russie TZ 2)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-04-11 15:35:49 +03:00
parent 9b45ee0e63
commit e269fcd045
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 \v 6 Loza ho an'ireo Asyriana, ny tsorakazon'ny hatezerako, tsorakazo izay hitondrako ny fahavinirako! Nalefako hanohitra firenena miavonavona sy hanohitra ny vahoaka izay mitondra ny safotry ny hatezerako izy. Nandidy azy haka ny faharavana, haka ny haza, ary hanitsaka ireo tahaka ny fotaka eny amin'ireo lalana.
\v 5 \v 6 Loza ho an'ireo Asyriana, ny tsorakazon'ny hatezerako, tsorakazo izay hitondrako ny fahavinirako! Nalefako hanohitra firenena miavonavona sy hanohitra ny vahoaka izay mitondra ny hatezerako manafotra izy. Nandidy azy haka ny faharavana, haka ny haza, ary hanitsaka ireo tahaka ny fotaka eny amin'ireo lalana .