auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD012 2019-04-12 15:31:19 +13:00 committed by root
parent 6a9a6ac75f
commit e1e39b006d
5 changed files with 5 additions and 5 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fanambarana mahakasika an'i Babylona, izay voarain'i Isaia zanaka lahin'i Amoza: ManangAna faneva eo an-tampon'ny tendrombohitra mangadihady, mikiaha mafy amin'izy ireo, ahofahofay amin'izy ireo ny tananareo mba hidirany amin'ny vavahadin'ny andriana. Efa nandidy ireo masiko Aho, eny efa niantso ny maheriko mba hanatanteraka ny fahatezerako Aho, eny nadia ireo mibitaka am-pireharehana aza. \v 1 \v 2 \v 3 Fanambarana mahakasika an'i Babylona, izay voarain'i Isaia zanaka lahin'i Amoza: ManangAna faneva eo an-tampon'ny tendrombohitra mangadihady, mikiaha mafy amin'izy ireo, ahofahofay amin'izy ireo ny tananareo mba hidirany amin'ny vavahadin'ny andriana. Efa nandidy ireo masiko Aho, eny efa niantso ny maheriko mba hanatanteraka ny fahatezerako Aho, eny nadia ireo mibitaka am-pireharehana aza.

View File

@ -1 +1 @@
Noho izany dia hataoko mihivitrovitra ny lanitra, ary hataoko miozongozona eo amin'ny toerany ny tany, amin'ny alalan'i Yaveh tompon'ny maro, sy amin'ny androm-pahatezerany. Tahaka ny gazela voahaza na tahaka ny ondry tsy misy mpiandry, no hiverenan'ny olona tsirairay amin'ny vahoakany ary handosirany any amin'ny taniny. \v 13 \v 14 Noho izany dia hataoko mihivitrovitra ny lanitra, ary hataoko miozongozona eo amin'ny toerany ny tany, amin'ny alalan'i Yaveh tompon'ny maro, sy amin'ny androm-pahatezerany. Tahaka ny gazela voahaza na tahaka ny ondry tsy misy mpiandry, no hiverenan'ny olona tsirairay amin'ny vahoakany ary handosirany any amin'ny taniny.

View File

@ -1 +1 @@
Izay rehetra hita dia ho faty avokoa, ary izay rehetra tratra dia ho fatin-tsabatra. Zaza madinik'izy ireo dia hotorotoroina eo imason'izy ireo. Ny tranon'izy ireo dia hobaboina ary ny vadiny hosavihina. \v 15 \v 16 Izay rehetra hita dia ho faty avokoa, ary izay rehetra tratra dia ho fatin-tsabatra. Zaza madinik'izy ireo dia hotorotoroina eo imason'izy ireo. Ny tranon'izy ireo dia hobaboina ary ny vadiny hosavihina.

View File

@ -1 +1 @@
Indro, mampporisika ireoo Mediana mba hanafika azy ireo Aho, izay tsy ho voakasiky ny volafotsy, na hankamamy ny volamena. Ny tsIpikan'izy ireo handefona ny zatovony. Tsy hanana antra amin'ny zaza sy tsy hamindra fo amin'ny ankizy izy ireo. \v 17 \v 18 Indro, mampporisika ireoo Mediana mba hanafika azy ireo Aho, izay tsy ho voakasiky ny volafotsy, na hankamamy ny volamena. Ny tsIpikan'izy ireo handefona ny zatovony. Tsy hanana antra amin'ny zaza sy tsy hamindra fo amin'ny ankizy izy ireo.

View File

@ -1 +1 @@
{"project":{"id":"isa","name":""},"type":{"id":"text","name":"Text"},"generator":{"name":"ts-android","build":176},"package_version":7,"target_language":{"name":"Plateau Malagasy","direction":"ltr","anglicized_name":"Malagasy, Plateau","region":"Africa","is_gateway_language":false,"id":"plt"},"format":"usfm","resource":{"id":"reg"},"translators":["PLT-MAD012"],"source_translations":[{"language_id":"en","resource_id":"ulb","checking_level":"3","date_modified":20170329,"version":"9"}],"finished_chunks":[]} {"project":{"id":"isa","name":""},"type":{"id":"text","name":"Text"},"generator":{"name":"ts-android","build":176},"package_version":7,"target_language":{"name":"Plateau Malagasy","direction":"ltr","anglicized_name":"Malagasy, Plateau","region":"Africa","is_gateway_language":false,"id":"plt"},"format":"usfm","resource":{"id":"reg"},"translators":["PLT-MAD012"],"source_translations":[{"language_id":"en","resource_id":"ulb","checking_level":"3","date_modified":20170329,"version":"9"}],"finished_chunks":["13-title"]}