auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD002 2019-04-12 05:14:56 -04:00 committed by root
parent cf6441ff42
commit e0cd95710f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 \v 9 \v 10 Fa ho andro famalian'i Yaveh izany sy ho taona hamaliany ny amin'ny Ziona. Ny rian-dranon'i Edoma dia ho tonga dinty, ny vovokany ho solifara, ary ny taniny ho tonga dinty mirehitra. Hodoroako andro aman'alina; ny setrok'izany dia haharitra mandrakizay; amin'ny taranaka mifandimby dia ho tany lao izany; tsy hisy olona handalo eo amin'izany mandrakizay doria.
\v 8 Fa ho andro famalian'i Yaveh izany sy ho taona hamaliany ny amin'ny Ziona. \v 9 Ny rian-dranon'i Edoma dia ho tonga dinty, ny vovokany ho solifara, ary ny taniny ho tonga dinty mirehitra. \v 10 Hodoroako andro aman'alina; ny setrok'izany dia haharitra mandrakizay; amin'ny taranaka mifandimby dia ho tany lao izany; tsy hisy olona handalo eo amin'izany mandrakizay doria.