Mon Apr 15 2019 12:33:15 GMT+0300 (FLE (heure d’été))

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-04-15 12:33:15 +03:00
parent e469d5d288
commit dff433ca9d
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 Fa na dia ireo aza dia midoladola amin'ny divay, ary mivembena amin'ny zava-pisotro mahery. Ny mpisorona sy ny mpaminany dia adoladolan'ny zava-pisotro mahery, ary atelin'ny divay izy ireo. Mivembena amin'ny zava-pisotro mahery izy ireo, mivembena amin'ny fahitana ary midoladola amin'ny fanapahan- kevitra. \v 8 Rakotra loa ny latabatra rehetra, koa tsy misy toerana madio.
\v 7 Fa na dia ireo aza dia midoladola amin'ny divay, ary mivembena amin'ny zava-pisotro mahery. Ny mpisorona sy ny mpaminany dia adoladolan'ny zava-pisotro mahery, ary atelin'ny divay izy ireo. Mivembena amin'ny zava-pisotro mahery izy ireo, mivembena amin'ny fahitana ary midoladola amin'ny fanapahan- kevitra. \v 8 Rakotra loa tokoa ny latabatra rehetra, koa tsy misy toerana madio.

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 Iza no ho ampianariny fahalalana, ary iza no hanazavany ilay hafatra? Amin'ireo izay vao nisara-nono ve? \v 10 Fa baiko manampy baiko, baiko manampy baiko izany; fitsipika manampy fitsipika; kely eto, kely ery.
\v 9 Iza no ho ampianariny fahalalana, ary iza no hanazavany ilay hafatra? Amin'ireo izay vao nisara-nono ve? \v 10 Fa baiko manampy baiko, baiko manampy baiko izany; fitsipika manampy fitsipika; fitsipika manampy fitsipika; kely eto, kely ery.

View File

@ -59,8 +59,8 @@
"28-title",
"28-01",
"28-03",
"28-05",
"28-07",
"28-09",
"28-11",
"28-13",
"28-14",