Thu Apr 11 2019 15:31:49 GMT+0300 (Russie TZ 2)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-04-11 15:31:49 +03:00
parent 5052b43a39
commit d93a41d98c
3 changed files with 4 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\c 10 \v 1 \v 2 Loza ho an'ireo izay manao lalàna tsy araka ny hitsiny ary manoratra didy tsy ara-drariny. Tsy manome fahamarinana ireo mila fahamarinana izy ireo, mandroba ny mahantran'ny oloko amin'ny zon'izy ireo, nandroba ireo mpitondra tena, ary nanao ireo kamboty ho hazan'izy ireo.
\c 10 \v 1 Loza ho an'ireo izay manao lalàna tsy araka ny hitsiny ary manoratra didy tsy ara-drariny. \v 2 Tsy manome fahamarinana ireo mahantra izy ireo, mandroba ny mahantran'ny oloko amin'ny zony izy ireo, mandroba ireo mpitondra tena, ary manao ireo kamboty ho hazan'izy ireo!

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 4 Inona no hataonao amin'ny andro fitsarana rehefa ho tonga avy lavitra ny faharavana? Amin'iza ianao no hitady fanampiana, ary aiza no hamelanao ireo harenanao? Tsy hisy ho tavela, ary hitampify eo amin'ireo gadra ianao na ho lavo eo amin'ireo maty. Amin'ireo zavatra rehetra ireo, dia tsy hihena ny hatezerany, fa kosa, ny tanany dia mbola mihinjitra hatrany.
\v 3 \v 4 Inona no hataonao amin'ny andro fitsarana rehefa ho tonga avy lavitra ny faharavana? Amin'iza ianao no hitady fanampiana, ary aiza no hamelanao ireo harenanao? Tsy hisy na inona na ho tavela, ary hitampify eo amin'ireo gadra ianao na ho lavo eo amin'ireo maty. Amin'ireo zavatra rehetra ireo, dia tsy hihena ny hatezerany, fa kosa, ny tanany dia mbola mihinjitra hatrany.

View File

@ -36,6 +36,7 @@
"PM06"
],
"finished_chunks": [
"10-title"
"10-title",
"10-01"
]
}