auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD012 2019-04-13 17:39:55 +13:00 committed by root
parent 2de5260409
commit d8e1ad1e2b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 Indro, Ho lasa mololo izy ireo. Handoro azy ireo ny afo. Tsy hahavonjy ny ainy eo an-tanan'ny lelan'afo izy ireo. Tsy hisy vain'afo hanafana azy ireo ary tsy hipetraka akaikin'ny afo izy ireo!\v 15 Izao no efa nahatonga azy ireo ho aminareo, ireo izay efa niasanareo, ary nividiananareo sy nivarotanareo niaraka tamin'izy ireo fony tanora ianareo, ary izy rehetra dia mbola manao ny hadalany ihany; ary rehefa miantso vonjy ianareo, dia tsy hisy na iza na iza afaka hamonjy anareo."
\v 14 Indro, Ho lasa mololo izy ireo. Handoro azy ireo ny afo. Tsy hahavonjy ny ainy eo an-tanan'ny lelan'afo izy ireo. Tsy hisy vain'afo hanafana azy ireo ary tsy hipetraka akaikin'ny afo izy ireo!\v 15 Izao no efa nahatonga azy ireo ho aminareo, ireo izay efa niasanareo, ary nividiananareo sy nivarotanareo niaraka tamin'izy ireo fony tanora ianareo, ary izy rehetra dia mbola manao ny adalany ihany; ary rehefa miantso vonjy ianareo, dia tsy hisy na iza na iza afaka hamonjy anareo."