Mon Apr 15 2019 13:29:37 GMT+0300 (FLE (heure d’été))

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-04-15 13:29:38 +03:00
parent 999fa47474
commit d0c45fcfb9
3 changed files with 3 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 Hanangana ireo rava taloha indray izy ireo; hamerina ireo fandravana teo aloha indray izy ireo. Hamerina indray ireo tanàna rava izy ireo, ireo fandravana tamin'ny taranaka maro teo aloha. \v 5 Hitsangana ary hamahana an'ireo ondry aman'osinareo ireo vahiny, ary ireo zanaka lahin'ny vahiny hiasa ny sahanareo sy ny tanim-boalobokareo.
\v 4 Hanangana ireo rava taloha indray izy ireo; hamerina ireo fandravana teo aloha indray izy ireo. Hamerina ireo tanàna rava indray izy ireo, ireo fandravana tamin'ny taranaka maro teo aloha. \v 5 Hitsangana ary hamahana an'ireo ondry aman'osinareo ireo vahiny, ary ireo zanaka lahin'ny vahiny hiasa ny sahanareo sy ny tanim-boalobokareo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 Fa Izaho, Yaveh, dia tia fitsaràna, ary halako ny fandrobana sy ny herisetra tsy ara-drariny. Hamaly azy ireo am-pahamarinana Aho, ary hanao fanekena mandrakizay amin'izy ireo. \v 9 Ho fantatra eo amin'ireo firenena ny taranak'izy ireo, ary eo amin'ireo vahoaka ny zanak'izy ireo. Izay rehetra mahita azy ireo dia hanaiky azy ireo, fa izy ireo no vahoaka izay notahin'i Yaveh.
\v 8 Fa Izaho, Yaveh, dia tia ny rariny, ary halako ny fandrobana sy ny herisetra tsy ara-drariny. Hamaly azy ireo am-pahamarinana Aho, ary hanao fanekena mandrakizay amin'izy ireo. \v 9 Ho fantatra eo amin'ireo firenena ny taranak'izy ireo, ary eo amin'ireo vahoaka ny zanak'izy ireo. Izay rehetra mahita azy ireo dia hanaiky azy ireo, fa izy ireo no vahoaka izay notahin'i Yaveh.

View File

@ -93,6 +93,7 @@
"61-01",
"61-02",
"61-03",
"61-04",
"61-06",
"61-08",
"61-10",