From cfd54a77fc6e00877721cfb005fa249900459d98 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD006 <> Date: Thu, 11 Apr 2019 14:47:34 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 16/03.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/16/03.txt b/16/03.txt index 8bc3c2f0..c53ba77a 100644 --- a/16/03.txt +++ b/16/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 \v 4 Manomeza hevitra, ampiaro ny rariny; mamorona alokaloka tahaka ny alina amin'ny mitataovovonana; hafenoy ireo mpandositra; aza mamadika ireo mpamadika. Avelao honina aminareo izy ireo, ireo mpitsoa-ponenana avy any Moaba; aoka ho toerana miafina ho azy ireo amin'ny mpandringana." Fa hia ny fampahoriana, ary \ No newline at end of file +\v 3 \v 4 Manomeza hevitra, ampiaro ny rariny; mamorona alokaloka tahaka ny alina amin'ny mitataovovonana; hafenoy ireo mpandositra; aza mamadika ireo mpamadika. Avelao honina aminareo izy ireo, ireo mpitsoa-ponenana avy any Moaba; aoka ho toerana miafina ho azy ireo amin'ny mpandringana." Fa hijanona ny fampahoriana, ary hitsahatra ny fandravana, ireo izay nanosihosy dia hanjavona amin'ny tany. \ No newline at end of file