Thu Apr 11 2019 17:43:21 GMT+0300 (Russie TZ 2)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-04-11 17:43:21 +03:00
parent 5c75edf14b
commit cc5d20f347
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 \v 12 \v 13 Mangovita, ry vehivavy tsy manano-sarotra; aoka hangovitra, ianao izay mahatoky, esory ireo akanjo manifinao ary aoka ianao hiboridana, ary asio lamba fisaonana ny valahinao. Hidradradradra amin'ireo saha mahafinaritra ianao, ho an'ireo voaloboka mamokatra. Ny tanin'ny vahoakako dia ho rakotr'ireo tsilo dy ireo hery
\v 11 \v 12 \v 13 Mangovita, ry vehivavy tsy manano-sarotra; aoka hangovitra, ianao izay mahatoky, esory ireo akanjo manifinao ary aoka ianao hiboridana, ary asio lamba fisaonana ny valahinao. Hidradradradra amin'ireo saha mahafinaritra ianao, ho an'ireo voaloboka mamokatra. Ny tanin'ny vahoakako dia ho rakotr'ireo tsilo dy ireo hery, eny fa na dia ao amin'ny trano mahafaly rehetra ao amin'ny tanànan'ny firavoravoana aza.

1
32/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 \v 15 Fa ny lapa dia ho afoy, ny tanàna feno vahoaka dia ho foana; ny havoana sy ny tilikambo