auto save
This commit is contained in:
parent
0c896dc2b9
commit
cb5ae5348f
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ny Tompo Yaveh Tompon'ny maro niantso tamin'izany andro izany ho amin'ny fitomaniana, ho amin'ny fisaonana, ho amin'ny fanaratana ny loha, ary ny fanaovana ny akanjo fisaonana. Fa indro, kosa ny fankalazana sy ny fifaliana, ny famonoana omby sy ny famonoana ondry, fihinana hena sy fisotroana divay; aoka isika hisotro sy hihinana, fa ho faty isika rahampitso. Izao no nambaran'i Yaveh Tompon'ny maro teo an-tsofiko: "Tsy
|
||||
Ny Tompo Yaveh Tompon'ny maro niantso tamin'izany andro izany ho amin'ny fitomaniana, ho amin'ny fisaonana, ho amin'ny fanaratana ny loha, ary ny fanaovana ny akanjo fisaonana. Fa indro, kosa ny fankalazana sy ny fifaliana, ny famonoana omby sy ny famonoana ondry, fihinana hena sy fisotroana divay; aoka isika hisotro sy hihinana, fa ho faty isika rahampitso. Izao no nambaran'i Yaveh Tompon'ny maro teo an-tsofiko: "T
|
Loading…
Reference in New Issue