Sun Apr 14 2019 12:34:52 GMT+0300 (FLE (heure d’été))

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-04-14 12:34:52 +03:00
parent 74912f9b5c
commit c7c156e1ff
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 Indro, manambara amin'ny faran'ny tany Yaveh hoe: "Lazao amin'ny zanakavavin'i Ziona hoe: Indro, tonga ny mpanavotra anareo! Jereo, miaraka amin'ny ny valisoany, ary mandeha eo anoloany ny valin'asany." \v 12 Hiantso anareo izy ireo hoe: "Ilay vahoaka masina; ilay navotan'i Yaveh," ary ianao dia ho antsoina hoe: "Notadiavina; tanàna tsy nafoy."
\v 11 Indro, manambara amin'ny faran'ny tany Yaveh hoe: "Lazao amin'ny zanakavavin'i Ziona hoe: Indro, tonga ny mpanavotra anareo! Jereo, miaraka amin'ny ny valisoany, ary mandeha eo anoloany ny valin-kasasarany." \v 12 Hiantso anareo izy ireo hoe: "Ilay vahoaka masina; ilay navotan'i Yaveh," ary ianao dia ho antsoina hoe: "Notadiavina; tanàna tsy nafoy."