auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2019-04-14 09:23:52 -04:00 committed by root
parent bbe0685165
commit c33ab146cf
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 24 Tamin'ny alalan'ireo mpanomponao no nihantsianao ny Tompo ary nanaovanao hoe: 'Tamin'ny hamaroan'ny kalesiko no niakarako teny amin'ny havoan'ireo tendrombohitra, tamin'ny fiakarana avo indrindra an'i Libanona. Hokapaiko ireo sederany lava ary hofidiako ireo hazon-kypreso any, ary hihiditra ao amin'ny toerany ambony indrindra aho, dia ny alany mamoha be indrindra. \v 25 Efa nihady lava-drano aho ary nisotro rano; [Fanamarihana: Ny dikan-teny sasany taloha sy vaovao misy hoe "Efa niady lava-drano sy nisotro rano tany an-tany hafa aho."] Ritraiko ny reniranon'i Egypta rehetra ambanin'ny faladian-tongotro.'
\v 24 Tamin'ny alalan'ireo mpanomponao no nihantsianao ny Tompo ary nanaovanao hoe: 'Tamin'ny hamaroan'ny kalesiko no niakarako teny amin'ny havoan'ireo tendrombohitra, tamin'ny fiakarana avo indrindra an'i Libanona. Hokapaiko ireo sederany lava ary hofidiako ireo hazon-kypreso any, ary hihiditra ao amin'ny toerany ambony indrindra aho, dia ny alany mamoha be indrindra. \v 25 Efa nihady lava-drano aho ary nisotro rano; [Fanamarihana: Ny dikan-teny sasany taloha sy vaovao misy hoe "Efa niady lava-drano sy nisotro rano tany an-tan hafa aho."] Ritraiko ny reniranon'i Egypta rehetra ambanin'ny faladian-tongotro.'