auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD011 2019-04-14 14:25:42 +08:00 committed by root
parent b739fe6ced
commit c20ec180d3
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 23 Miraviravy ireo fanodikodinanareo; tsy afaka hiazona ny hazo lava amin'ny toerany ireo; tsy afaka hanaparitaka ny lay ireo; rehefa nozaraina ny tena voababo, na dia ny mandringa aza hanintona ilay babo. \v 24 Tsy hilaza ny mponina hoe: "Marary aho;'' ny olona izay mitoetra any dia ho voavela amin'ny helok'izy ireo.
\v 23 Miraviravy ireo fanodikodinanareo; tsy afaka hiazona ny hazo lava amin'ny toerany ireo; tsy afaka hanaparitaka ny lay ireo; rehefa nozaraina ilay voababo lehibe, na dia ny mandringa aza hanintona ilay babo. \v 24 Tsy hilaza ny mponina hoe: "Marary aho;'' ny olona izay mitoetra any dia ho voavela amin'ny helok'izy ireo.