Fri Apr 12 2019 15:09:13 GMT+0300 (Russie TZ 2)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-04-12 15:09:13 +03:00
parent 90ae21546a
commit b6bc511f57
3 changed files with 4 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 \v 15 Mikoraraika tahaka ny sidintsidina aho; mitolokoloko tahaka ny voromailala aho; reraka nijery niakatra ny masoko. Ry Tompo, ory aho; ampio aho. Inona no afaka ho lazaiko? Sady niteny izy, no nanatanteraka izany tamiko; hamindra moramora aho amin'ny taona hiainako rehetra satria resin'n alahelo aho. \v 14 Mikoraraika tahaka ny sidintsidina aho; mitolokoloko tahaka ny voromailala aho; reraka nijery niakatra ny masoko. Ry Tompo, ory aho; ampio aho. \v 15 Inona no afaka ho lazaiko? Sady niteny izy, no nanatanteraka izany tamiko; hamindra moramora aho amin'ny taona hiainako rehetra satria tototry ny alahelo aho.

View File

@ -1 +1 @@
\v 16 \v 17 Tompo, ireo fijaliana nalefanao dia tsara ho ahy; hiverina amiko anie ny aiko; namerina ny aiko sy ny fahasalamako Ianao. Tombontsoa ho ahy ny niainako ny alahelo tahak ireny. Nanavotra ahy tamin'ny lavaky ny faharavana Ianao; fa nanipy ireo fahotako rehetra tao amin'ny lamosinao Ianao. \v 16 \v 17 Ry Tompo, ireo fijaliana nalefanao dia tsara ho ahy; ho averina amiko indray anie ny aiko; namerina ny aiko sy ny fahasalamako Ianao. Tombontsoa ho ahy ny niainako alahelo tahaka ireny. Nanavotra ahy tamin'ny lavaky ny faharavana Ianao; efa nanipy ireo fahotako rehetra tao amin'ny lamosinao Ianao.

View File

@ -65,6 +65,7 @@
"38-04", "38-04",
"38-07", "38-07",
"38-09", "38-09",
"38-12" "38-12",
"38-14"
] ]
} }