auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD002 2019-04-13 10:17:42 -04:00 committed by root
parent 533451d266
commit b375390939
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 Hiteny aminao izy ireo hoe: "Makà ireo mpahita sy ireo mpisikidy," ireo izay tsindrian-javatra mimonomonona sy mibitsibitsika fiantsoana. Fa tsy tokony hanontany amin' ny Andriamaniny ve ny olona? Tokony amin'ny maty ho an'ny velona ve izy ireo? \v 20 Araka ny lalàna sy ny fijoroana vavolombelona! Raha tsy miteny zavatra tahaka izany izy ireo, dia satria tsy manana ny fahazavan'ny maraina.
\v 19 Hiteny aminao izy ireo hoe: "Anontanio ireo mpahita sy ireo mpisikidy," ireo izay tsindrian-javatra mimonomonona sy mibitsibitsika fiantsoana. Fa tsy tokony hanontany ny Andriamaniny ve ny olona? Tokony hanontany ny maty ho an'ny velona ve izy ireo? \v 20 Araka ny lalàna sy ny fijoroana vavolombelona! Raha tsy miteny zavatra tahaka izany izy ireo, dia satria tsy manana ny fahazavan'ny maraina.