Thu Apr 11 2019 12:20:35 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-04-11 12:20:36 +03:00
parent 8339bbc81e
commit af81e6ddf5
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\c 23 \v 1 \v 2 \v 3 Ny fanambarana momba an'i Tyro: Midradradradrà, ianareo ry sambon'i Tarsisy; fa tsy misy na trano na seranana; avy tao amin'ny tanin'i Kitima no nanambarana izany tamin'izy ireo. Mangìna, ianareo ry mponin'ny morontsiraka; ny mpivarotra ao Sidona, izay miatsambo amin'ny ranomasina, efa nameno anareo. Teo ambonin'ireo rano lehibe no nisy ny varin'i Sihora, ny vokatr'i Neily no vokariny
\c 23 \v 1 \v 2 \v 3 Ny fanambarana momba an'i Tyro: Midradradradrà, ianareo ry sambon'i Tarsisy; fa tsy misy na trano na seranana; avy tao amin'ny tanin'i Kitima no nanambarana izany tamin'izy ireo. Mangìna, ianareo ry mponin'ny morontsiraka; ny mpivarotra ao Sidona, izay miatsambo amin'ny ranomasina, efa nameno anareo. Teo ambonin'ireo rano lehibe no nisy ny varin'i Sihora, ny vokatr'i Neily no novokariny; ka tonga varotra ho an'ireo firenena izany.

1
23/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 \v 5 Mba menatra, ry Sidona; fa efa niteny ny ranomasina, dia ilay mahery amin'ny ranomasina. Hoy izy: "