Mon Apr 15 2019 15:12:20 GMT+0200 (South Africa Standard Time)

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2019-04-15 15:12:20 +02:00
commit aef43fa426
34 changed files with 77 additions and 3 deletions

1
12/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Amin'izany andro izany dia hilaza ianao hoe:" Hanatitra fisaorana ho Anao aho, ry Yaveh. Fa na tezitra tamiko aza Ianao, dia niodina ny fahatezeranao, ary nankahery ahy Ianao. \v 2 Indro, Andriamanitra no famonjena ahy; hatoky aho ary tsy hatahotra, fa Yaveh, eny, Yaveh no heriko sy hirako. Izy no tonga famonjena ahy."

1
12/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Amin-kafaliana no hisintomanao rano avy amin'ny loharanon'ny famonjena. \v 4 Amin'izany andro izany no hilazanao hoe:" Manatera fisaorana ho an'i Yaveh ary miantsoa ny Anarany; ambarao amin'ny olona ireo asany, ambarao fa nasandratra ny Anarany."

1
12/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Mihirà ho an'i Yaveh, fa nanao zavatra be voninahitra Izy, aoka ho fantatra manerana ny tany izany. \v 6 Miantsoa mafy ary mihiakiaha fifaliana, ianao ry mponin'i Ziona, fa lehibe eo afovoanao ny Iray Masin'Israely."

1
12/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 12

View File

@ -1 +1,5 @@
\c 15 \v 1 \v 2
<<<<<<< HEAD
\c 15 \v 1 \v 2
=======
\v 1 Fanambarana mahakasika an'i Moaba. Eny tokoa, anatin'ny alina iray dia foana sy potika i Ara-moaba; eny tokoa, anatin'ny alina iray dia foana sy potika i Kira-moaba. \v 2 Niakatra ho any an-tempoly izy ireo, niakatra ho any amin'ny tampony ny olon'i Dibona mba hitomany; mitomany ao Nebo sy ao Medeba i Moaba. Voaharatra ho sola ny lohan'izy ireo ary voatapaka ny volom-bavan'izy rehetra.
>>>>>>> 8186d102aeeb3216422e8ffe8264d4a9f86c83ac

1
15/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Mitafy lamba fisaonana izy ireo eny amin'ireo lalan'izy ireo; midradradradra eo amin'ny tampon-trano sy eny an-kianja ny tsirairay, ketraky ny tomany. \v 4 Miantso vonjy i Hesbona sy i Elale; re hatrany Jahaza ny feon'izy ireo. Ka miantso vonjy ireo lehilahin'i Moaba mitam-piadiana; mangovitra ao anatin'izy ireo ihany izy ireo.

1
15/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Mitomany ho an'i Moaba ny foko; mandositra ho any Zoara sy Egleta-selisia ireo mpandosiny. Miakatra any amin'ny fiakaran'i Lonita am-pitomaniana izy ireo; midradradradra mafy ny amin'ny fahasimbany amin'ny lalana ho any Horonaima izy ireo. \v 6 Ritra ireo ranon'i Nimrima; malazo ireo ahitra ary maty ireo ahi-baovao; tsy misy na inona na inona maitso. \v 7 Izay rehetra nampitomboiny sy nangonin'izy ireo dia nentin'izy ireo any an-dohasahan-driakan'ireo hazomalahelo.

1
15/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Nanerana ny faritanin'i Moaba ny tomany; hatrany Eglaima sy Ber-elima ny fidradradradrana. \v 9 Fa feno rà ireo ranon'i Dimona; fa mbola bebe kokoa no ho entiko amin'i Dimona. Hanafika izay tafatsoaka avy ao Moaba sy ireo sisa tavela eo amin'ny tany ny liona.

1
15/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 15

1
43/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Fa ankehitriny dia izao no lazain'i Yaveh, Izy izay namorona anao, ry Jakoba, ary Izy izay nanamboatra anao, ry Israely: "Aza matahotra, fa efa nanavotra anao Aho; efa niantso anao tamin'ny anaranao Aho, Ahy ianao."

1
43/02.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 2 Raha mandeha mamakivaky ny rano ianareo, dia ho eo aminareo Aho; ary amin'ireo renirano, dia tsy hanafotra anareo ireny. Rehefa mandeha mamakivaky ny afo ianareo dia tsy ho may, ary tsy handrava anareo ny lelafo. \v 3 Fa Izaho no Yaveh Andriamanitrareo, ilay Iray Masin'Israely, Mpamonjinareo. Nomeko ho toy ny vidim-panavotanareo i Egypta, i Etiopia sy i Seba ho takalonareo.

1
43/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Fa sarobidy sy miavaka eo imasoko ianareo, tiako ianareo; noho izany dia hanome olona ho takalonareo Aho, ary vahoaka hafa ho takalon'ny ainareo. \v 5 Aza matahotra, fa momba anareo Aho; hitondra ny taranakareo avy any atsinanana Aho, ary hanangona anareo avy any andrefana.

1
43/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Hilaza amin'ny avaratra Aho hoe:' Afaho izy ireo', ary amin'ny atsimo hoe:' Aza misy tazonina;' Ento avy any lavitra ireo zanako lahy, ary ireo zanako vavy avy any amin'ireo faritany lavitry ny tany,\v 7 ny tsirairay izay nantsoina tamin'ny Anarako, izay nohariako ho an'ny voninahitro, izay namboariko, eny, izay nataoko.

1
43/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Avoahy ireo olona izay jamba, na dia mana-maso aza izy ireo, sy ireo marenina, na dia manan-tsofina aza izy ireo. \v 9 Miara-miangona ny firenena rehetra, ary mivory ny vahoaka. Iza amin'izy ireo no afaka nanambara izany sy nanambara taminay ireo tranga teo aloha? Aoka izy ireo hitondra ny vavolombelony mba hanaporofo marina azy ireo, aoka izy ireo hihaino sy hanamafy hoe:' Marina izany.'

1
43/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Manambara i Yaveh hoe:" Ianareo no vavolombeloko, ary mpanompoko izay nofidiako, ka tokony hahafantatra sy hino Ahy ianareo, ary hahatakatra fa Izaho no Izy. Tsy nisy andriamanitra voaforona talohako, ary tsy hisy ao aoriako. \v 11 Izaho, Izaho no Yaveh, ary tsy misy Mpamonjy ankoatra Ahy.

1
43/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Efa nanambara Aho, namonjy, ary nanambara am-pahibemaso, ary tsy misy andriamani-kafa eo aminareo. Ianareo no vavolombeloko," hoy i Yaveh," Izaho no Andriamanitra. \v 13 Hatramin'io andro io dia Izaho no Izy, ary tsy misy afaka manavotra an'iza na iza eo tanako. Miasa Aho, ary iza no afaka hamadika izany?"

1
43/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Izao no lazain'i Yaveh, Mpanavotra anareo, ilay Iray Masin'Israely:" Fa noho ny aminareo no handefasako any Babylona sy hitarihako azy ireo rehetra hidina toy ny mpandositra, hamadihana ny fanehoan'ireo Babyloniana hafaliana ho hiram-pitomaniana. \v 15 Izaho no Yaveh, ilay Iray Masinareo, Mpamorona an'Israely, Mpanjakanareo."

1
43/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Izao no lazain'i Yaveh( izay nanokatra lalana namakivaky ny ranomasina sy lalana teo amin'ny rano mahery, \v 17 izay namoaka ny kalesy sy ny soavaly, ny tafika sy ny miaramila mahery. Niara-lavo izy ireo; tsy hitsangana intsony izy ireo; maty izy ireo, mitsilopilopy tahaka ny lahin-jiro.)

1
43/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 "Aza mieritreritra momba ireny zavatra taloha ireny, na mahatsiaro ireo zavatra taloha efa ela. \v 19 Indro, Izaho efa manao zava-baovao; efa hanomboka mitranga izany ankehitriny; tsy mahalala izany ve ianareo? Hanao lalana any an-tany efitra sy rian-drano any an-tany karakaina Aho.

1
43/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Hanome voninahitra Ahy ny bibidia an-tsaha, ireo amboadia sy ireo ostritsa, satria manome rano any an-tany karakaina Aho, ary renirano any an-tany efitra, mba hosotroin'ny vahoaka voafidiko, \v 21 ireo vahoaka izay novolavolaiko ho Ahy ihany, fa mety hitantara ny fiderana Ahy izy ireo.

1
43/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Fa tsy niantso Ahy ianao, ry Jakoba; reraka ny Amiko ianao, ry Israely. \v 23 Tsy mba nitondra tamin'ireo ondrinareo ho fanatitra dorana ho Ahy ianareo, na nanome voninahitra Ahy tamin'ireo soronareo. Tsy nanavesatra anareo tamin'ny fanatitra vary Aho, na nanasatra anareo tamin'ny fangatahana ditin-kazo manitra.

1
43/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Tsy nividy veromanitra ho Ahy tamin'ny vola ianareo, na nandraraka Tamiko ny jaboran'ireo soronareo; fa nanavesatra Ahy tamin'ny fahotanareo ianareo; nanasatra Ahy tamin'ireo asa ratsinareo.

1
43/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Izaho, eny, Izaho, no Ilay mamono ny fandikan-dalànareo noho ny Amiko ihany; ary tsy hahatsiaro ireo fahotanareo intsony Aho. \v 26 Ampahatsiahivo Ahy izay nitranga. Aoka isika hiara-hifandahatra; asehoy ny hevitrareo, fa mety ho voaporofo ho tsy manan-tsiny ianareo.

1
43/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27 Nanota ny rainareo voalohany, ary nikomy tamiko ireo loholonareo. \v 28 Noho izany dia holotoiko ireo manam-pahefana masina; hanao an'i Jakoba ho ringana tanteraka Aho, ary i Israely amin'ny fanalam-baraka mahery setra."

1
43/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 43

1
64/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 "Endrey, raha manasaraka ny lanitra Ianao ka midina! Dia hiozongozona eo anatrehanao ny tendrombohitra, \v 2 tahaka ny afo rehefa mirehitra amin'ny borosy hazo, na ny afo mampangotraka rano. Endrey, fa ho fantatr'ireo fahavalonao ny Anaranao, fa hangovitra eo anatrehanao ny firenena!

1
64/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Taloha, raha nanao zava-mahagaga izay tsy nandrasanay Ianao, dia nidina Ianao, ary nangovitra teo amin'ny fanatrehanao ny tendrombohitra. \v 4 Hatramin'ny taloha dia tsy nisy nahare na nahafantatra, na nahita maso Andriamanitra afa-tsy Ianao, izay manao zavatra ho an'izay miandry Azy.

1
64/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Tonga manampy ireo izay mifaly amin'ny fanaovana ny marina Ianao, ireo izay mahatsiaro ireo lalanao sy mankatò ireny. Tezitra Ianao raha nanota izahay. Avotra tamin'ny lalanao foana izahay.

1
64/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Fa tonga tahaka ireo maloto avokoa izahay, ary ireo asam-pahamarinanay rehetra dia tahaka ny ravin-dambam-padim-bolana. Malazo tahaka ny ravina avokoa izahay; ireo helokay dia tahaka ny rivotra, mitondra anay lavitra. \v 7 Tsy misy miantso amin'ny Anaranao, na miezaka mba hifikitra Aminao. Fa nanafina ny tavanao taminay Ianao ary mandamaka anay eo amin'ny tanan'ireo helokay.

1
64/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Nefa, ry Yaveh, Ianao no Rainay; izahay no tanimanga. Ianao no mpamolavola anay; ary izahay rehetra no asan'ny tananao. \v 9 Aza tezitra loatra, ry Yaveh, na koa mahatsiaro ireo otanay hanohitra anay. Mba miangavy re jereo izahay rehetra, olonao.

1
64/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Tonga tany karakaina ireo tanànanao masina; tonga tany karakaina i Ziona, lao i Jerosalema. \v 11 Ny tempolinay masina sy tsara, izay nideran'ny razanay Anao, dia ravan'ny afo, ary ireo rehetra izay maminay dia niongana. \v 12 Ahoana no mbola hitazananao fotsiny, ry Yaveh? Ahoana Ianao no mitazona fahanginana ary mbola manala baraka anay hatrany?"

1
64/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 64

View File

@ -10,6 +10,7 @@
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the full license found at http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/.
=======
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the [license](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/).
@ -35,6 +36,9 @@ This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the full license
=======
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the [license](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/).
>>>>>>> 422ce5f72d03b0bbf83bfb1c2810e778fc514136
=======
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the [license](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/).
>>>>>>> 8186d102aeeb3216422e8ffe8264d4a9f86c83ac
### You are free to:
@ -65,6 +69,7 @@ No warranties are given. The license may not give you all of the permissions nec
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
@ -93,3 +98,5 @@ This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
>>>>>>> 2dd5e8304b49a2d63687efb379a39bfe609548d5
=======
>>>>>>> 422ce5f72d03b0bbf83bfb1c2810e778fc514136
=======
>>>>>>> 8186d102aeeb3216422e8ffe8264d4a9f86c83ac

View File

@ -46,7 +46,8 @@
"PLT-MAD003",
"PLTFY19",
"PLT-MAD011",
"PLT-MAD006"
"PLT-MAD006",
"PLT-MAD010"
],
"finished_chunks": [
"front-title",
@ -746,6 +747,37 @@
"66-15",
"66-18",
"66-20",
"66-22"
"66-22",
"12-title",
"12-03",
"12-05",
"43-10",
"15-title",
"15-03",
"43-title",
"43-01",
"43-27",
"64-title",
"64-01",
"64-05",
"12-01",
"15-05",
"15-08",
"43-02",
"43-04",
"43-06",
"43-08",
"43-12",
"43-14",
"43-16",
"43-18",
"43-20",
"43-22",
"43-24",
"43-25",
"64-03",
"64-06",
"64-08",
"64-10"
]
}