Fri Apr 12 2019 18:30:49 GMT+0300 (FLE (heure d’été))

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-04-12 18:30:50 +03:00
parent c418d08c06
commit ad2179e014
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Koa henoy ny tenin'i Yaveh, ianareo izay maneso, ianareo izay manapaka amin'ity vahoaka izay ao Jerosalema ity. Hitranga izao satria niteny ianareo hoe: "Nanao fanekena tamin'ny fahafatesana izahay, ary nanao fifanarahana tamin'ny Fiainan-tsy hita. Koa raha mandalo eo ny karavasy manafotra, dia tsy hahazo antsika izany. Satria isika nanao ny lainga ho arontsika, ary na
\v 14 \v 15 Koa henoy ny tenin'i Yaveh, ianareo izay maneso, ianareo izay manapaka amin'ity vahoaka izay ao Jerosalema ity. Hitranga izao satria niteny ianareo hoe: "Nanao fanekena tamin'ny fahafatesana izahay, ary nanao fifanarahana tamin'ny Fiainan-tsy hita. Koa raha mandalo eo ny karavasy manafotra, dia tsy hahazo antsika izany. Satria isika nanao ny lainga ho arontsika, ary ny fitaka ho fiherentsika."

1
28/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Noho izany Tompo Yaveh dia milaza izao: "Indro: Hanorina fototra ao Ziona Aho, vato voazaha toetra,