auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2019-04-13 10:21:16 -04:00 committed by root
parent 6d76925f5b
commit ad11511d22
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 4 Fa mankanesa eto, ianareo zanaky ny mpanao ody, zanaky ny mpampirafy ary ny vehivavy izay efa nivarotra ny tenany. Iza no esoanareo amin-kafaliana? Amin'iza no anokafanareo vava sy hivazavanareo? Moa ve tsy zanaka mpikomy, zanaka mpamitaka ianareo?
\v 3 \v 4 Fa mankanesa eto, ianareo zanaky ny mpanandro, zanaky ny mpaka vadin'olona ary ny vehivavy izay efa nivarotra ny tenany. Iza no esoanareo amin-kafaliana? Amin'iza no anokafanareo vava sy hivazavanareo? Moa ve tsy zanaka mpikomy, zanaka mpamitaka ianareo?