Sat Apr 13 2019 12:31:31 GMT+0300 (FLE (heure d’été))

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-04-13 12:31:31 +03:00
parent 0daf9846c0
commit a490ac2bf3
2 changed files with 1 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\c 28 \v 1 Lozan'ny satro-boninahitra voninkazo izay reharehan'ireo mpimamo ao Efraima, sy ny voninkazo malazon'ny hatsaràny be voninahitra, ilay satro-boninahitra izay apetraka eo an-dohan'ny lohasaha maitso mavan'ireo izay resin'ny divay! \v 2 Indro, ny Tompo dia mandefa iray izay lehibe sy matanjaka; toy ny tafio-drivotr'avandra sy tafio-drivotra mandrava, toy ny orana mitarika sy rano manafotra; ary hanipy ny satro-boninahitra voninkazo tsirairay ho amin'ny tany Izy.
\c 28 \v 1 Lozan'ny satro-boninahitra voninkazo izay reharehan'ireo mpimamo ao Efraima, sy ny voninkazo malazon'ny hatsaràny be voninahitra, ilay satro-boninahitra izay apetraka eo an-dohan'ny lohasaha maitso mavan'ireo izay resin'ny divay! \v 2 Indro, ny Tompo dia mandefa izay lehibe sy matanjaka; toy ny tafio-drivotr'avandra sy tafio-drivotra mandrava, toy ny orana mitarika sy rano manafotra; ary hanipy ny satro-boninahitra voninkazo tsirairay ho amin'ny tany Izy.

View File

@ -57,7 +57,6 @@
"11-14",
"11-16",
"28-title",
"28-01",
"28-03",
"28-05",
"28-07",