diff --git a/52/07.txt b/52/07.txt index 9be02c2c..72a0e104 100644 --- a/52/07.txt +++ b/52/07.txt @@ -1 +1 @@ -Endrey ny hatsaran'ny tongotr'ireo mpitondra hafatra eny an-tendrombohitra izay mitondra vaovao tsara, izay manambara fiadanana, izay mitondra teny soa mahafaly, izay manambara famonjena, izay miteny amin'i Ziona hoe: "Manjaka ny Andriamanitrao!" Henoy, manandratra \ No newline at end of file +\v 7 \v 8 Endrey ny hatsaran'ny tongotr'ireo mpitondra hafatra eny an-tendrombohitra izay mitondra vaovao tsara, izay manambara fiadanana, izay mitondra teny soa mahafaly, izay manambara famonjena, izay miteny amin'i Ziona hoe: "Manjaka ny Andriamanitrao!" Henoy, manandratra ny feon'izy ireo ireo mpiambinao, miara-mihiaka fifaliana izy ireo, fa hahita izy ireo, ny maso rehetran'izy ireo, ny fiverenan'i Yaveh any Ziona. \ No newline at end of file diff --git a/52/09.txt b/52/09.txt new file mode 100644 index 00000000..fbf037bc --- /dev/null +++ b/52/09.txt @@ -0,0 +1 @@ +Miara-mihoby hiram-pifaliana, ianareo ry ravan'i \ No newline at end of file