auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD002 2019-04-12 05:34:56 -04:00 committed by root
parent 16cf062d9f
commit a32b7cae0f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 \v 15 Tsilo no haniry eo amin'ireo toerany, voaroy sy amina no eo amin'ny fiarovany mafy. Ho fitoeran'ireo ambodia izany sy toeran'ny ostritsa. \v 14 Ny bibidia sy ireo kary no hihaona any, ary ireo osidia no hifampiantso any. Ny bibin'ny alina no hanorim-ponenana any hahita toeram-pialantsasatra ho azy ireo. Ireo vorondolo hanao trano any, mandry ary miahy ny atodiny, mandry ary miahy ireo zanany. Eny, any no hiangonan'ny ny papango, ny tsirairay miaraka amin'ny namany.
\v 13 Tsilo no haniry eo amin'ireo toerany, voaroy sy amina no eo amin'ny fiarovany mafy. Ho fitoeran'ireo ambodia izany sy toeran'ny ostritsa. \v 14 Ny bibidia sy ireo kary no hihaona any, ary ireo osidia no hifampiantso any. Ny bibin'ny alina no hanorim-ponenana any hahita toeram-pialantsasatra ho azy ireo. \v 15 Ireo vorondolo hanao trano any, mandry ary miahy ny atodiny, mandry ary miahy ireo zanany. Eny, any no hiangonan'ny ny papango, ny tsirairay miaraka amin'ny namany.